Teny iditra (1/2) | 1 panaka |
Fototeny | 2 saka |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.68] [Vezo]
Celui qui arrête, empêche, met une barrière, un obstacle |
Teny iditra (2/2) | 5 -panaka |
Sokajin-teny |
6 endritenin' ny hoe fanaka> |
Ohatra |
7 Tsy niova ny tao ka fantany tsianjery ireo karazam-panaka vonjy maika, latabatra sy akalana natao ho azy. [2.470] 8 ary indro ny lalambe rehetra dia rakotry ny fitafiana amam-panaka narian' ny Siriana, tamin' ny fikoropahany nandositra. [2.996#12.007.015] |
Fivaditsoratra | 9 akapan, nakapa, napaka, panaka, -panaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |