Teny iditra pañova (ova)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Vezo] Duplicateur, celui qui change [1.68]

Teny iditra -panova (ova)
Sokajin-teny endritenin' ny hoe fanova
Ohatra Solon' ny maty, fanovan' ny velona, hazo dimbin' ny ala, vorom-panova hena. [2.69]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/10