Teny iditra | 1 papangofotsy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Karazam-papango tsy mba mahay mifaoka fa iantombenany kosa ny biby asiany, toy ny akoho, gana, dokotra, voalavo |
Voambolana |
4 Haibiby: vorona |
Singan-teny | 5 papango, fotsy |
Mpanahaka | 6 fanohoka, fanindry |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |