Teny iditra | 1 papangofotsy |
Singan-teny | 2 papango, fotsy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Karazam-papango tsy mba mahay mifaoka fa iantombenany kosa ny biby asiany, toy ny akoho, gana, dokotra, voalavo |
Voambolana |
5 Haibiby: vorona |
Mpanahaka | 6 fanohoka, fanindry |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/26 |