Teny iditra | pari > faritra | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ny sisin-javatra: Lazao aiza avy ny faritr' i Betsileo Fetra mamangitra zavatra iray: Asivo faritrany tokotanintsika [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A mark, an outline, a defined boundary, extent [1.2] | |||||||||||||||
A limit or boundary [1.7] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Trace pour limiter quelque chose, encadrement, bordure, délimitation, contour, bornes [1.3] | |||||||||||||||
Limite, trace [1.8] | ||||||||||||||||
Ohatra |
| |||||||||||||||
Haiendriteny |
| |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Anaram-javamaniry |
| |||||||||||||||
Lohateny | ||||||||||||||||
Anaran-toerana |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | faratry, faritra, firatra, rafitra, rifatra |
Teny iditra | pari > farina | ||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Tsy mahateny tsara fa toy ny migadragadra ny feo, tsy mahahira tsara: Voan' ny vovoka aho omaly ka farina ny feoko [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | Hoarse. [1.2] | ||||
Ohatra |
| ||||
Sampanteny |
| ||||
Kamban-teny |
| ||||
Teny iditra | pari > farina | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Fitohanana tsy mivalana ho an' ny zaza [1.1] | ||||
Sampanteny |
| ||||
Teny iditra | pari > farina | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Ny hoditra manify mihofakofaka amin' ny tarehy [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | Small scurf on the nose. [1.2] | ||||
Sampanteny |
| ||||
Fivaditsoratra | fanary, fanira, farany, farina, finara, firana, rafina |
Teny iditra | pari > -paritra | ||
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe faritra | ||
Ohatra | Fampahalalana ireo fomban-drazana isam-paritra
[2.445] | ||
Kamban-teny |
| ||
Teny iditra | pari > paritra | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Fizarazan' ny feo amin' ny hira; feo voalohany, feo faharoa, torebiny... [1.1] | ||
Voambolana | Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) | ||
Kamban-teny |
| ||
Fivaditsoratra | paritra, ripatra |
pari | |||
|
| ||
|
| ||
|
|