Teny iditra paritra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fizarazan' ny feo amin' ny hira; feo voalohany, feo faharoa, torebiny... [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra -paritra
Sokajin-teny endritenin' ny hoe faritra
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Fampahalalana ireo fomban-drazana isam-paritra [FOFAFIPE: Haivola, takila 78]

2017/08/08