Teny iditra pataka > fatakana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] vero [1.78]
  [Tanala] Zava-maniry, karazam-bero [1.78]
 Vero lava, mitovitovy amin'ny fary izy, saingy madinika lava be [2.245]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] Probably the name of a tall grass [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] Neyraudia arundinacea (L.) Henrard (Poaceae). Emplois en vannerie : paniers, nasses. [1.196]
Anarana siantifika Neyraudia arundinacea
Ohatra Nalaina ny lavenom-boarano, indro ny tain' omby tsy hita reny, ny fatakana, mitolefika, ny longozy zondy, ny sakarivo masiaka [2.245]
Voambolana 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Teny iditra pataka > fataka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Tsato-kazo: Eko abosaka amin'ny fataka ny rano velona (Ary dia aidina amin'ny tsato-kazo ny rano avy eny andohorano) [1.78]

Teny iditra pataka > fataka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] Nom donné aux grandes Poaceae à chaumes élevés et très rigides. Notamment : Panicum maximum Jacq. ; Panicum subalbidum Kunth et Hyparrhenia rufa (Nees) Stapf (Poaceae). Le jus obtenu en pilonnant les jeunes pousses est instillé dans les blessures comme cicatrisant et pour les protéger de l'infection ; action antibiotique. [1.196]
Anarana siantifika Hyparrhenia rufa, Panicum subalbidum
Voambolana 

Fivaditsoratra