|
|
|
|

Teny iditra1  patsanorana
Singan-teny  2  patsa, orana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Karazam-patsa lehibe
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] [orana, crayfish] A species of shrimp
Voambolana  6  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07