Teny iditra | petra-bola | |||
Singan-teny | petra- (petraka) ; vola | |||
Sokajin-teny | kambanteny | |||
Fanazavàna teny malagasy | Vola apetraky ny olona hampiasaina ao amin'ny fanjarianasa iray [1.13] | |||
Fanazavàna teny anglisy | Stocks, bonds and other commercial papers [1.7] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Actions, bons du trésor et autres valeurs [1.8] | |||
[ petrabola ] Placement, épargne; action, titre [1.13] | ||||
Voambolana | Toe-karena: ara-bola ary fitantanana | |||
Kamban-teny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/03 |