|
|
|
|

Teny iditra1  petrak' ahitra
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] fandrika atao mba hanombotombohana ny hafa (nisy olon-dratsy mpamandrika taloha izay nanao toy izao: nametraka entan-kely teo anjoron-dalana izy, dia nihataka lavidavitra nitily, ka izay naka an' ilay entan-kely dia notombohany ho mpangalatra)
Singan-teny  4  petraka, ahitra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07