Teny iditra |
pihoarana > fihoarana
(hoatra)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fandinganana: Fihoarana tamboho Fisongonana: Nahafaly azy ny fihoarana an' ilay mpahazo voalohany isam-bolana [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | L’action de dépasser, l’endroit [1.3]
|
| Dépassement [1.13]
|
Ohatra |
1 | ny fihoarana amin' ny fandaniana voafetra (les dépassement de la puissance souscrite)
[4.12]
|
2 | Ary rehefa tafataingina teo an-tampon'ny fihoarana dia niato hitazana, fa eo no mizara ny fitazanana;
[2.588]
|
|
Kamban-teny |
|
|