Teny iditra pilaka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Jejojejo mba hanaitra ny mason' ny lehilahy.
Mitovy hevitra: jefy ~ jejo ~ jila [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy frisky, wanton. [Richardson 1885]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra pilapilaka
Teny nalaina 

2013/05/29