|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  pilopilo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Marani-doha
4  Ilazana koa ny loha mihefikefika mampiseho hajejoana, na ny loham-bibilava misosososo sy mitrangatranga lela [1.1]
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny iharana :
6  Mpamaritra :
Anaram-javamaniry 

Teny iditra (2/2)8  pilopilo
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10  voantsimperifery, dipoavatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11  cayenne pepper-plants. Capsicum annuum, L., C. frutescus, L. Same as sakay and sakaibe. See pilipily. [Sakalava] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  12  (de pilo : adjectif : acéré, pointu, vulnérant). Le duplicatif de cet adjectif qui avait une signification bien précise en malgache, a été hybridé avec le mot souahéli pilipily. Capsicum frutescens L. et Capsicum annuum L. (Solanaceae). [Sakalava] [1.196]
Voambolana  13  Haizavamaniry: fifinto
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31