|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  piova
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.68] [Vezo] Ce qui change
Fototeny  4  ova

Teny iditra (2/2)5  -piova
Sokajin-teny  6  endritenin' ny hoe fiova
Ohatra  7  [2.606] Ahariharin'ity fandinihana ny beko ity ny herin'ny riba baikoin'ny haitao efa lasa aloha ao anatin'ny toekarena matanjaka sady haingam-pandroso niainga tao amin'ny finoana kristiana, sy ny fanindriany ny riba velomin'ny toekarena sy haitao mbola marefo, miadam-piova ary tsy kristiana.
Fototeny  8  ova

Fivaditsoratra  9  piavo, piova, -piova, voapy

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/13