Teny iditra (1/3) | 1 -pisaka |
Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe fisaka |
Ohatra |
3 [2.48] sy lamba somizy, sy satro-pisaka sy kasikety, sy satroka borozano 4 [2.643] Ny taolam-pisaka lehibe ao an-damosin' ny soroka no rangomaina, ary rehefa mahia ny olona dia miharihary ery izy io |
Teny iditra (2/3) | 5 -pisaka- |
Sokajin-teny | 6 endritenin' ny hoe fisakana |
Fototeny | 7 sakana |
Teny iditra (3/3) | 8 pisaka |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.68] [Vezo]
Celui qui arrête, empêche |
Fototeny | 11 saka |
Fivaditsoratra | 12 -pisaka-, pisaka, -pisaka, sapaky |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/03 |
![]() |