Teny iditra | 1 pitika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Zavatra miendaka na miala amin' ny zavatra iray: Piti-bomba Fialana tampoka ary toa mitsambikina 4 [1.13] tsipika mitapatapaka |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] pointillé |
Sampanteny |
|
Tsipelina hafa | 11 pitsika |
Lohateny |
Fivaditsoratra | 13 apitik, kapity, pitika, tapiky, tipika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |