|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  pizina
Fototeny  2  py
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  anaovana baiko amin' ny maso: Nopiziko maso izy vao nangina fa saika mbola hiteniteny be tao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to be made to twinkle; fig. to be deterred [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)11  pizina
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13  voromahailala [Sihanaka] [1.78]
Voambolana  14  Haibiby: vorona

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/07