Teny iditra poa-taho (poaka, taho)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy taho tsy misy atiny; hazo tsy misy atiny toy ny volotsangana [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy hollow-stemmed, as a rush [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay dont la tige est creuse, comme celle du bambou [Abinal 1888]
 (de poaka : creux, vide ; et taho : tige). Nom général des plantes comme le bambou, les grandes Poaceae, dont les entre-noeuds successifs sont vides. Comparer à poakaty. [Boiteau 1997]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31