Teny iditra Poivrea
Sokajin-teny anarana
 Poivrea coccinea var. rufipes : salaitra
Poivrea coccinea : borosonify, manakobongo, menakabongo, menakibongala, menakibongo, salaitra, salaitsa, salay, tsilaitra, tsilaitsa, tsilaitsy, tsivokindahy, voantamenaka, zanakibongo
Poivrea grandidieri : boramena, isaka, ringy, salingolahy, sofisofy, tamenaka, voantamenaka
Poivrea obscura : mandriambobolahifito, salaibe
Poivrea villosa : fantsikakolahy, lavanana, mangitohezitra, vahipinty, voantamenaka, voatatrokala, voatotrokala
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2021/09/17