Teny iditra tamenaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny menamena vonivony izay eo afovoany anatiny amin' ny atody. (Ny zana-borona na biby vao torontoronina sy ny sakafo ivelomany no ao anatin' io tamenak' atody io) [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy the yolk of eggs [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay jaune d'oeuf [Hallanger 1974]
Voambolana 
Mpitovy hevitra tamenany
Teny nalaina 

Teny iditra tamenaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-kazo kelikely ravina fanaovana ody kankana ny voany (Poivrea grandidieri) [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a kind of nut used as a vermifuge [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay espèce de noix qui sert de vermifuge [Hallanger 1974]
Voambolana 
Anarana siantifika Poivrea grandidieri

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31