|
|
|
|

Teny iditra1  poizina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Zavatra mety hahafaty raha tafiditra ao anatin' ny tena amin' ny alalan' ny fihinanana, fisotroana, sns
4  [1.13] zaka simika manimba ny taova
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] poison
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8, 1.13] poison
7  [1.196] (de l'anglais : poison). Nom donné à tout ce qui est toxique, susceptible d'empoisonner. Plus spécialement les fruits de Cerbera venenifera (Poir.) Steud. (Apocynaceae), longtemps employés comme poison ordalique.
Ohatra  8  Dia nandeha ilay dokotera, ka nentiny ilay antsy voaisy poizina. [2.293]
9  Hamamiana misy poizina matetika ka tsy maintsy hitandreman-tena fatratra. [2.470]
Voambolana  10  Fahasalamana
Sampanteny 
11  Matoantenin' ny mpanao :
12  Matoantenin' ny iharana :
13  Matoantenin' ny fameno :
14  Anarana :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  17  izipoan, nizipoa, pizinao, poizina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21