|
|
|
|

Teny iditra1  potsitra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Loaka: Potsitra ny mason' ilay vorona
Vaky, foy: Potsitra ny vay teo amin' ny hatony
Miseho miharihary (enti-milaza ny zavatra nafenina ka vaky): Potsitra ny laingan-dRakoto
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Matoantenin' ny iharana :
6  Matoantenin' ny fameno :
7  Anarana :
8  Mpamaritra :
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny potsitra io

Fivaditsoratra  10  apotsitr, potsitra, prôstaty

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21