Teny iditra (1/6) | 1 ra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Zava-mihanankanana na ranoka menamena mikoriana eran' ny tenan' ny olombelona sy ny biby ka mamelona azy ary mivoaka amin' ny nofo velona raha voadidy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] blood |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] le sang 6 [1.8] sang |
Voambolana |
7 Haiaina |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Lohateny |
Ohabolana | 64 Ohabolana misy io teny ra io |
Lahatsoratra |
65 Randzavola: ra ao amin' ny Baiboly |
Teny iditra (2/6) | 66 ra |
Sokajin-teny | 67 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
68 [1.78] [Taisaka]
zavatra |
Teny iditra (3/6) | 69 ~ra~ |
Sokajin-teny | 70 tsofoka [Fitanisana] |
Teny iditra (4/6) | 71 ra- |
Sokajin-teny | 72 mpanoritra [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
73 [1.1] Mpanoritra anarana zary tovona eo alohan' ny anarantsamirery milaza olona, indrindra amin' ny foko anivon-tany, ka atao ho maripanajana, mifanohitra amin' ny f: Rakoto, Ikoto |
Fanazavàna teny anglisy |
74 [1.2] a personal article added to words to form a proper name, as Rabe, Mr. Great. Comp. Andriana and I- 75 [1.7] prefix of personal names, as : Rakoto, Rasoa |
Fanazavàna teny frantsay |
76 [1.8] préfixe des noms propres, comme : Rakoto, Rasoa |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran' olona |
|
Anaran-toerana |
|
Teny iditra (5/6) | 98 ra |
Sokajin-teny | 99 kianteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
100 [1.2] [Provincial]
an interrogative particle, as: Iza Izato Ra? (Who is this?) See va, moa |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (6/6) | 106 Ra
![]() |
Sokajin-teny | 107 anarana (eva) |
Fanazavàna teny malagasy |
108 [1.66] radiôma 109 [3.1] singa mivaingana, faha-88 amin'ny fisokajiana miherina. |
Fanazavàna teny anglisy |
110 [3.1] radium |
Voambolana |
111 Simia |
Tsanganana sy sary iray takila |
112 Fisokajiana miherina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |