Teny iditra Rabevoina (ra-, be, voina)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Teny tsy manaja loatra iantsoana olona efa maty, izay matetika atao hoe Itompokolahy na Itompokovavy: Iza no tsy mahatsiaro ny nataon-dRabevoina Ranona? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A disrespectful word used in speaking of the dead, the late so-and so, the deceased. [1.2]
Ohatra Hitan-tsikidy lahy izany Rabevoina maty teto izany. [2.293]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31