Teny iditra rafara (ra-, fara)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anarana iantsoana sy ilazana ny zanaka vavy zandriny indrindra amin' ny nateraka [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra rafaravavy
Ohatra an-dRabodozafimanjaka vavy matoa, sy Andriamahanona, sy Razanabahoaka, sy Raseheno, sy Ratsimisotry, sy Andriantseheno lahy, sy Rafara. [Callet: Tantara]

2013/06/05