Teny iditra rafaravavy (ra, fara, vavy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anarana iantsoana sy ilazana ny zanaka vavy zandriny indrindra amin' ny nateraka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy The name given to the last-born female in a family. [Richardson 1885]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra rafara

2011/10/14