Teny iditra | 1 rafara |
Singan-teny | 2 ra-, fara |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Anarana iantsoana sy ilazana ny zanaka vavy zandriny indrindra amin' ny nateraka [1.1] |
Ohatra |
5 an-dRabodozafimanjaka vavy matoa, sy Andriamahanona, sy Razanabahoaka, sy Raseheno, sy Ratsimisotry, sy Andriantseheno lahy, sy rafara. [2.48] |
Voambolana |
6 Fifandraisana: fianakaviana |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 8 farara, rafara |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/27 |