|
|
|
|

Teny iditra1  rafaralahy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Anarana iantsoana sy ilazana ny zanaka lahy zandriny indrindra amin' ny nateraka
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] The name given to the last-born male in a family. See Andriamparany
Ohatra  5  [2.48] Ary nony maty Andriandrantsaimasindreny, dia rafaralahy indray zandry ny natao hifehy any Vakinankaratra.
Voambolana  6  Fifandraisana: fianakaviana
Singan-teny  7  rafara, lahy
Tovy hevitra  8  randriamparany
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny rafaralahy io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10