|
|
|
|

Teny iditra1  rahalahy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Lehilahy iray ray sy iray reny amin' ny lehilahy iray hafa: Manana rahalahy efatra Rakoto
Ny lehilahy iray ray na iray reny fotsiny amin' ny lehilahy hafa koa dia atao hoe rahalahy, toy izany koa ny lehilahy vadin' ny olona mirahavavy amin' ny vadin' ny tena dia antsoina koa hoe rahalahy.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] A brother of a man; lit. when masculine. Comp. anadahy
5  [1.26#13] A man has rahalahy and an anabavy
6  [1.7] The brother of a man; cf. anadahy
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.54] Frère d'un frère
8  [1.8] Le frère d'un homme; cf. anadahy
Ohatra  9  Miarahaba anao aho, ry rahalahy! [2.583#4]
10  Raha rahalahy tsy marina, tapaka ihany fa tsy namana, ka anaro; [2.69#224]
11  Misy koa anefa milaza fa nanana rahalahy natao hoe Andriankotofananina Andriamanelo. [2.508#336]
Voambolana  12  Fifandraisana: fianakaviana
Haiendriteny 
13  Tsotra :
14  Tovonana :
Sampanteny 
15  Matoantenin' ny fameno :
16  Anarana :
17  Mpamaritra :
Mpanahaka  18  anabavy, anadahy, rahavavy
Kamban-teny 
Ohabolana  23  Ohabolana misy io teny rahalahy io
Lahatsoratra  24  Randzavola: rahalahy ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  25  hilahara, rahalahy

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/22