Teny iditra raiki-paka
Singan-teny raikitra ; faka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Latsa-paka, miorim-paka
Enti-milaza vehivavy maro anaka
Enti-milaza aretina tsy azo sitranina. [Voambolana: Fahasalamana] [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Being chronic and incurable, as a disease. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Femme qui a mis au monde un enfant qui doit l' unir davantage à son époux : elle entre plus avant dans l' affection de son mari, elle est bien enracinée [2.415]
Tovy hevitra latsa-paka

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12