|
|
|
|

Teny iditra1  raiki-tampisaka
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] ilazana ireo olona mahia tsy mahazo aina fa kaozatra eny mandrakariva; enti-milaza koa toetra na aretina tsy afaka amin'ny olona iray intsony
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] very thin, tuberculous
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] tuberculeux, en proie à une maladie chronique
Voambolana  6  Fahasalamana
Singan-teny  7  raikitra, tampisaka
Tsipelina hafa  8  raikitapisaka

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12