Teny iditra raiki-tampisaka
Singan-teny raikitra ; tampisaka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ireo olona mahia tsy mahazo aina fa kaozatra eny mandrakariva; enti-milaza koa toetra na aretina tsy afaka amin'ny olona iray intsony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Very thin, tuberculous [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Tuberculeux, en proie à une maladie chronique [1.8]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12