|
|
|
|

Teny iditra1  raindahiny
Sokajin-teny  2  anarana
Singan-teny  3  ray, lahy
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Enti-milaza olona kalazalahy amin' ny zavatra iray
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] famous for what he does (often derogatory)
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] qui a déjà un certain âge, expérimenté
Ohatra  7  [2.895#] Fa inona moa no tena mba itiavanao io jiolahy raindahiny be tombokavatsa, tapa-tanana io
Mpanahaka  8  maintimolaly, ela nihetezana, za-draharaha, mena vazana, main-dambana, kalazalahy, sifotra antitra, ombalahy be vozona, zanak' omby tsy ampianarin-domano, ampingaloha, goaika antitra
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny raindahiny io

Fivaditsoratra  10  hanidirany, hiridanany, raindahiny

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29