Teny iditra za-draharaha
Singan-teny za- (zatra) ; raharaha
Sokajin-teny kambanteny
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: raindahiny
Ohatra Ny zavatra tsy fanao anefa mampikaviavia, ary ny angano hiseho matetika tsy amin' ny za-draharaha sy ny gaigilahy no ahatongavany, fa amin' ny mpanavao sy ny mpanandrana. [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/01