Teny iditra rakitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vola angonina tsikelikely hatao tahiry: Manaova rakitra raha ta hahazo bisikileta ianao amin' ny faran' ny tao na
Harena, zava-tsoa sarobidy voatahiry: Rakitra lehibe ho an' ny firenena ireo sangan' asan' ny mpanoratra ao aminy
Toerana misy ny vola angonina: Namahy rakitra Ikoto omaly
Vola tantazana amin' ny olona vory maro be tsirairay, indrindra any ampiangonana: Tsy hisy vidimpidirana fa rahitra no hotantazana eo am-baravarana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A treasure, a hoard. [1.2]
 A hoard, a treasure; a collection in church [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Accumulation, trésor; quête à l'église [1.8]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Lohateny Raki-pandinihana
Raki-piainana
Zaikabe -- Sarasara tsy ambaka
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/13