|
|
|
|

Teny iditra1  Ramandiamanana Alfred
Singan-teny  2  Ramandiamanana, Alfred
Sokajin-teny  3  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4  [3.1] Ramandiamanana Alfred (1886-1938/05/17) (DMN, Ramangamalefaka)
5  [2.313] Mpanoratra tantara foronina mahay mitsikera toetr' olona aoka izany. Anarana indrana: DMN, Ramangamalefaka
Voambolana  6  Haisoratra: mpanoratra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10