Teny iditra Ramangamalefaka
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [firaketana]
Famaritana malagasy anarana indrana nentin' i Ramandiamanana Alfred [Rajemisa: Fiteny 3 takila 99]
Famaritana frantsay journaliste et écrivain aux différents pseudonymes, par exemple celui de DMN. En 1906, il collabore au premier journal qui appartienne à des Malgaches, Ny Basivava, avec Ramaholimiaso, Dondavita, Ny Avana. Il écrit de nombreux poèmes et des nouvelles qui sont éditées dans différent journaux. Arrêté en 1915 lors de l'affaire des VVS, il est exilé cinq ans à Mayotte. [Ranaivoson 2004]
Voambolana 
Asa navoany Heloka roa ambin' ny folo na "tsy mipepo"
Solony sy sariny
Tsy manaiky aho
Tsanganana sy sary iray takila Solon' anaranan' ireo mpanoratra malagasy

2018/04/30