Teny iditra | 1 rambosana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Samborina, sarihana amin' ny lamba na fitafiana mirefarefa eny amin' ilay olona |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] [Provincial]
to be followed at the heels |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#505] Qu’on saisit par le bas, par les franges, qu’on mord par derrière |
Fototeny | 6 rambo |
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa | 11 rambonana |
Fivaditsoratra | 12 norambasa, rambosana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |