|
|
|
|

Teny iditra1  rambonana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Samborina, sarihana amin' ny lamba na fitafiana mirefarefa eny amin' ilay olona
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to be snatched, to be grasped eagerly.
Fototeny  5  rambona
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  10  rambosana

Fivaditsoratra  11  anamboran, nanambora, rambonana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21