|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  rambony
Fototeny  2  rambona
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana rambonana [Fitanisana]
Tovy hevitra  4  rambosy

Teny iditra (2/2)5  rambony
Sokajin-teny  6  anarana rambo sy mpisolo
Ohatra  7  [2.69#] Kitoza tsy maimbo ny rambony;
8  [2.117#] Fihinana ihany koa ny henany, indrindra fa ny rambony.
9  [2.470] amin' ny rambony no anombohany azy ary fy dia fy aminy ery ilay zava-mora tsy dia inona loatra amin' ny mpanana.

Fivaditsoratra  10  nambori, nambory, nirambo, nirobam, nobarim, norimba, rambony, rimbona, rombany, rombina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21