|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ramose
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Teny iantsoana ampanajana ny lehilahy: Mose Rabeloha. Ny hoe Ramose dia mazàna atokana ho an' ny mpampianatra: Iny mandalo iny Ramose, hoy Ikoto, fa andeha aho handray tanana azy [1.1]
Ohatra  4  Mba faly amin' ialahy ve ramose? [2.472]
5  Fantatry ramose Laborde izany, koa nividy omby be dia be izy, novesarany vary, mangahazo, mofo, lafarina, &, avokoa. [2.48]
Voambolana  6  Teny fanajana
Lohateny 

Teny iditra (2/2)8  Ramose
Singan-teny  9  ramose
Sokajin-teny  10  anarana (lohatenin' boky)
Mpanoratra  11  Ratsifandrihamanana Clarisse
Mpanonta printy  12  Librairie Mixte, 2006. Takila: 255
Lahatsoratra  13 

Fivaditsoratra  14  mosare, Ramose, ramose, serôma, somare, mosare, Ramose, ramose, serôma, somare

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/21