Teny iditra ranabavy (ry, anabavy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anarana anajan' ny lehilahy ny vehivavy iray tampo aminy: Aoka re, ranabavy, aza misahirana mahandro vary ho ahy amin' izao elanelam-potoana izao ianao
¶ Ilazana koa ny vadin' ny zaodahy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy an appellation of respect used by a brother in addressing any woman other than his mother, wife, or daughter. See anabavy [Richardson 1885]
 sister a respectful term of adress used by men [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay soeur, titre respectueux employé par un homme [Hallanger 1974]
Voambolana 
Ohatra Hitako fa manana anaka Ranabavy, hoy aho, saingy ahoana no ahafantaran'ise fa ho lahy ny zanakareo? [Andriamalala: Fasana, takila 6]

2013/06/06