|
|
|
|

Teny iditra1  ranabavy
Singan-teny  2  ry, anabavy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Anarana anajan' ny lehilahy ny vehivavy iray tampo aminy: Aoka re, ranabavy, aza misahirana mahandro vary ho ahy amin' izao elanelam-potoana izao ianao
Ilazana koa ny vadin' ny zaodahy
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] an appellation of respect used by a brother in addressing any woman other than his mother, wife, or daughter. See anabavy
6  [1.7] sister a respectful term of address used by men
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] soeur, titre respectueux employé par un homme
Ohatra  8  Izahay kosa tsy hanadino anao, ranabavy malala, hoy Bina. [2.499#]
9  Hitako fa manana anaka ranabavy, hoy aho, saingy ahoana no ahafantaran'ise fa ho lahy ny zanakareo? [2.583]
Voambolana  10  Fifandraisana: fianakaviana
11  Teny fanajana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07