| Teny iditra (1/3) | 1 ranavavy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [rañavavy] [Antaisaka+Tanala] vavy antitra, rafotsy
[1.78] 4 [rañavavy] [Antesaka] antibavy [1.78] 5 vaviantitra [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 [Provincial] an old woman
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 vieille femme
[1.13] |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 9 ranavavy |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 mpanjakan-tantely
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 reine d'abeille
[1.13] |
| Voambolana | 13 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Teny iditra (3/3) | 14 ranavavy |
| Singan-teny | 15 rana, 16 vavy |
| Sokajin-teny | 17 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
18 [Bezanozano] reny omby, omby vavy
[1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
19 a cow with no hump
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
20 vache descendant de celles introduits de France par Mr. Laborde
[1.3#505] |
| Voambolana | 21 Haibiby: mampinono |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|