Teny iditra rangaina (ranga)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy ("rangavina" no fahita matetika kokoa) Takarina, tratrarina, ka izay farany avo takatry ny tanana atsangana mihoatra ny loha no lazaina amin' izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] To be attended to, to be reached with little effort; to be sought after, but with pain and hesitation, as of work not liked; as high as the hand can reach [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : rangaina, rangaiko, rangainao, rangainy, rangaintsika, rangainay, rangainareo, rangain', rangain-, rangaim-, rangai-
Ny lasa : norangaina, norangaiko, norangainao, norangainy, norangaintsika, norangainay, norangainareo, norangain', norangain-, norangaim-, norangai-
Ny hoavy : horangaina, horangaiko, horangainao, horangainy, horangaintsika, horangainay, horangainareo, horangain', horangain-, horangaim-, horangai-
Filaza mandidy : rangao
Tsipelina hafa 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20