|
|
|
|

Teny iditra1  rangaranga
Fototeny  2  ranga
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#507] [duplicatif]
Ohatra  5  Soa rangaranga ny tandrony; [2.69]
6  Nisakafo tsy rangaranga izahay, satria toa ho tonga ihany izato nandrasana. [2.332]
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny iharana :
8  Anarana :
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21