|
|
|
|

Teny iditra1  rangolahy
Singan-teny  2  rango, lahy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ilay vato fisaka amin' ny fasan-drazana atao varavarana mahazo mivoha sy mikatona eo anoloana: Tsy mba vero na mba rangolahy / no manafina an' io fasana io, / fa ny nofoko zary manahy / no mandrakotra omaly sy anio. (J.J.R.)
amin' ny fasana anirotra kosa, ilay vato fisaka atao rako-pasana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] The large stone which covers a grave and forms its roof
Ohatra  6  fa ny sasany amin' ny mitarika ny rangolahy ihany no mamono omby. [1.437#]
7  hidina tsy enjehin' eritreritra any ambanin' ny rangolahy aho izany! [2.499#]
8  Ataon' ialahy ahoana no ho famerina ny ray aman-dreny efa any ambany rangolahy. [2.643#]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07