|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  rangomaina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Taolana fisapisaka telo zoro mamarana ny soroka any an-damosina
4  [1.13] taolam-pisaka mampihaona ny sandry amin'ny vatana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] The blade-bone, the scapula
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.13] omoplate
Ohatra  7  [2.643#] Ny taolam-pisaka lehibe ao an-damosin' ny soroka no rangomaina, ary rehefa mahia ny olona dia miharihary ery izy io.
Voambolana  8  Haiaina
Singan-teny  9  rango, maina
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)11  rangomaina
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny anglisy  13  [1.2] the hair plaited without being oiled or greased
Voambolana  14  Fandram-bolo
Singan-teny  15  rango, maina

Fivaditsoratra  16  amangorany, amingorana, amongarany, namaraingo, rangomaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21