Teny iditra (1/6) | 1 rano |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Zavatra mikoriana izay tsy manana bika ho azy, fa maka ny bikan' ny fitoerana asana azy na ny toerana misy azy ihany, tsy misy lokony na tsirony, ary atao fisotro, fanasana zavatra ary fidiovana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 water [Mal. Ayer; Jav. Koki, and Toyan rano; Caroline Islands rao; Ceram arr; New. Heb. Ôna; Menadu and Port Morseby ranu.] [1.2] 5 water; liquid [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 eau [1.8, 1.196] 7 liquide [1.8] 8 eau [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
Ohatra |
9 Niroboka tao anaty rano izy ireo; [2.324#] 10 Misotro rano dikain' ny gisa anie! [2.69#286] 11 Nalahatra tsara niamboho rano ireo [2.576] 12 Jereo iry botry am-povoan-drano iry! [2.442#95] 13 ny lakana no manjaka ambonin'ny rano inona no manjaka ambonin'ny tany? [2.131] 14 Tsy mahita intsony ny masoko ditsoky ny rano [2.471] 15 Tsy nangataka rano hosotroina intsony koa izy [2.470] 16 rano mangatsiaka izany, hoy ilay namany nandika [2.472] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaram-poko |
|
Anaran-toerana |
|
Lohateny |
|
Ohabolana | 131 Ohabolana misy io teny rano io |
Lahatsoratra |
132 Randzavola: rano ao amin' ny Baiboly |
Teny iditra (2/6) | 133 rano |
Sokajin-teny | 134 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
135 la sève qui s'écoule des arbres. On dit aussi ranon-kazo (littéralement : eau des arbres). Mais cette expression a changé de sens. Autrefois elle s'appliquait aux teintures préparées à partir des bois colorants : bois de campêche, bois de rose, nato, etc. La sève de certaines plantes reçoit un nom spécial quand elle a des emplois particuliers. Par exemple : ranon' akondro : sève obtenue du Bananier. [1.196] |
Voambolana |
136 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/6) | 138 rano |
Sokajin-teny | 139 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
140 a child that dies under two years of age [1.2] |
Teny iditra (4/6) | 141 rano |
Sokajin-teny | 142 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
143 a disease supposed to arise from water [1.2] |
Voambolana |
144 Fahasalamana |
Teny iditra (5/6) | 145 rano |
Sokajin-teny | 146 mpamaritra |
Fanazavàna teny anglisy |
147 soft, delicate; liquid; very sharp; suffused with perspiration [1.2] |
Teny iditra (6/6) | 148 raño |
Sokajin-teny | 149 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
150 sakaiza [Taisaka]
[1.78] |
Fivaditsoratra | 151 rano, raño, rona, roña, rano, raño, rona, roña |
Nohavaozina tamin' ny 2024/06/11 |