Teny iditra (1/2) | 1 ranomasina |
Singan-teny | 2 rano, masina |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Rano lalina sady midadasika ary manonja misamboaravoara, manodidina ny tany: Masirasira ny tsiron' ny ranomasina ka avy amin' izany no nahatonga ny anarany [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 The sea 6 the first water carried up at the ceremony of circumcision, which is obtained by the immersion of the person fetching it, together with the calabash in which it is carried. Should the child be expected to reign, the water must be fetched from the sea. [Jav. Ranu masim.] [1.2] 7 the sea [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 la mer [1.8] |
Ohatra |
9 Heveriko fa eo amin' ny ranomasina ny ho-avinareo. [2.471] 10 Ireo no tany fanalan' andriana ranomasina. [2.48] |
Voambolana |
11 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny ranomasina io |
Lahatsoratra |
20 Randzavola: ranomasina ao amin' ny Baiboly |
Teny iditra (2/2) | 21 Ranomasina |
Sokajin-teny | 22 anarana (lohatenin' boky) |
Mpanoratra |
23 Andriamalala Emilson Daniel |
Mpanonta printy |
24 Librairie Mixte, 2000. Haavony: 17cm. Ambainy: 12cm. Takila: 74 |
Fivaditsoratra | 25 Ranomasina, ranomasina, Ranomasina, ranomasina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |